Teny iditra | nify vao mamaky tany | |
Singan-teny | nify ; vao ; mamaky ; tany | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny nifin' ny zaza vao miseho ka mampivonto ny akanjo-nify [1.1] | |
Voambolana | Haiaina ~ Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/30 |