Teny iditra neno
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy fampiasa irery fa enti-milaza feo re amin' ny fitsofana na fitendrena zava-maneno, hirahiran' ny vorona na feo ataon' ny biby sasany; fitatatatana amin' ny teny na vatsavatsa atao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A sound, a noise, an explosion. Se eno. [comp. swa. Maneno, language.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Son, bruit, explosion, retentissement [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 
 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31