Teny iditra | faneno (neno) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feon' ny zavatra maneno: Mahafinaritra ny fanenon' itỳ armonia itỳ [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Manière de retentir [1.3] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Voambolana | Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21 |
![]() |