Entrée nendra
Partie du discours nom
Explications en malgache Aretin-koditra sady mamohehatra no mahafaty haingana: mafana, mangotrakotraka izay voany, dia mipoitra hatina mandoaka sy mangirifiry eran' ny tena. [Rajemisa 1985]
 areti-mifindra ary mamela holatra raha tsy voatsabo [SLP 1986]
Explications en anglais the small-pox. See kiria, lavira. [swa. Ndui.] [Richardson 1885]
 smallpox [Hallanger 1973]
Explications en français petite vérole, variole [Rajemisa: Vakoka]
 variole [Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31