Entrée namany andava-bitsika (amany, lavaka, vitsika)
Partie du discours locution
Explications en malgache aretina mahatonga ny ankasarotana hamorifotra (lazain' ny Ntaolo fa ny mivalan-drano eo ambony lava-bitsika no mahatonga izany) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31