Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
mpitondratena
(
tondra
,
tena
)
Sokajin-teny
kambanteny
Fanazavàna teny malagasy
Olona mipetraka irery ka miahy ny tenany
[
1.1
]
Ohatra
1
Ny reniny
mpitondratena
dia malemy fanahy aoka izany.
[
2.499
]
2
Mpitondratena
ny reniny fa maty tamin'ny ady lehibe voalohany ny rain' i Maurice.
[
2.356
]
Lahatsoratra
Randzavola: mpitondratena ao amin' ny Baiboly
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30