Teny iditra mpirahalahy (rahalahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona samy lehilahy natera-dray sy reny iombonana [1.1]
Ohatra Mifankatiava araka ny fifankatiavan'ny mpirahalahy; [2.996]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05