Teny iditra | mpangalatra (halatra) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Mpifetsifetsy maka zavatr' olona; mpandroba fananan' olona [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A thief [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Voleur [1.8] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mpangalatra io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
![]() |