Teny iditra mpandany (lany)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mpamoaka hanina; tsy mitsitsy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A spendthrift [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Dépensier; prodigue [1.13]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20