Teny iditra mpampiady (ady)
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Miditra indray ilay mpampiady eo. [2.472]
2Ny mpivaro-kena sy ny tovolahy mpihetraketraka no mpampiady. [1.437]
Haiendriteny 
Tsotra : mpampiady, mpampiadiko, mpampiadinao, mpampiadiny, mpampiadintsika, mpampiadinay, mpampiadinareo, mpampiadin', mpampiadin-, mpampiadim-

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/06