Teny iditra mosy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mitovy amin' ny maosy [1.1]
 Taho nambolena ka mamaka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Marcottage en l'air [1.13]
Voambolana 

Teny iditra mosy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] (de hosy : détruit ; mais ce mot a peut être une origine arabe ou souahélie). Nom local de Cannabis indica L. (Cannabaceae). Relevé par Grandidier. [1.196]
Anarana siantifika Cannabis indica
Voambolana 

Teny iditra Mosy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Mushi [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Mushi [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Mozì
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/07