Teny iditra | morabe | |
Singan-teny | mora ; be | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny anglisy | Easy-going; very cheap [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Très bon marché [1.8] | |
Ohatra | Ny Prince dia tovolahy 26 taona tamin' izay, tso-po, tsy manana olikolika sady morabe.
[2.649] | |
Fivaditsoratra | bemora, mberoa, morabe |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/07 |