Teny iditra | mongena | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy miteny firy, vitsy teny [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Taciturne, bourru [1.3] | |||
Tovy hevitra | jomoka ~ mijomoka ~ jadina ~ mijadina ~ jinina ~ mijinijiny ~ jahidy ~ mijahidy | |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra | mañengo, mongena |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |