Teny iditra mijahidy (jahidy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy miteny firy, tsy misariaka amin' olona: Tovolahy mijahidy raha Rakoto [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mijahidy
Ny lasa : nijahidy
Ny hoavy : hijahidy
Filaza mandidy : mijahidia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20