Teny iditra modia nofo modia sandry
Singan-teny modia ; nofo ; sandry
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Firariana ataon' ny tompon-trano amin' ny sakafo arosony ho an' ny vahiny, ka ny heviny dia hoe "enga anie ka hahasoa sy hahatsara anao iny sakafo vao naroso iny" [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12