|
|
|
|

Teny iditra 1  modely
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Marika: Ireto ny sary hatao modely
4 Fakan-tahaka, fakana ohatra, fianarana: Izany lehilahy izany no tokony ho modelintsika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a model [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 modèle [1.8]
Ohatra  7  modely nasehon'ny Tompo an'i Moizy no nanaovany azy. [2.996]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how modely

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26