Teny iditra mizaha tavan' olona
Singan-teny mizaha ; tava ; olona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Miangatra; mifidifidy olona ka mampiseho fiangarana indrindra raha misy tombontsoa zaraina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Partial, qui fait acception de personnes [1.3]
Tovy hevitra mijery tavan' olona

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14