Teny iditra mivondrona (vondrona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitambatra ka mikambana ho iray: Nivondrona ny fokonolona ka resy tosika ny olon-dratsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se réunir, s'agglomérer, se grouper [1.3]
Ohatra 
1Mivondrona ao an-tanana fehezin'ny dina ny mpiaramonina. [2.445]
2Raha heverina amin' ny haben' ny tanàna fahita any amin' ny faritanin' i Didy, tokony ho ny mponin' ny tanàna dimampolo no mivondrona eo. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivondrona
Ny lasa : nivondrona
Ny hoavy : hivondrona
Filaza mandidy : mivondròna

Teny iditra mivondròna (vondrona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivondrona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31