Teny iditra mivizana (vizana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao vizana, reraka, trotraka, mitsemboka: Izaho ve no nivizana taminy ka olon-kafa no hioty soa aminy nony lehibe izy! [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivizana
Ny lasa : nivizana
Ny hoavy : hivizana
Filaza mandidy : mivizàna

Teny iditra mivizàna (vizana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivizana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20