Teny iditra | mivarotra (varotra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manao varotra: Mivarotra no antondraharahany Manakalo zavatra vola: Mivarotra anana Rasoa [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mivarotra io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |