Teny iditra mivanàka (vanaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mijery toy ny adala, ny vava mitanatana
Gaga sady taitra tampoka ka mitanatana fotsiny ny vava [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivanàka
Ny lasa : nivanàka
Ny hoavy : hivanàka
Filaza mandidy : mivanakà

Teny iditra mivanakà (vanàka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivanàka [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20