Teny iditra | mivalan-drano (valana, rano) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Manaraka ny moron-drano avy any an-dohasaha [1.78] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mivalan-drano io | |
Teny iditra | mivalan-drano (valana, rano) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Tovy hevitra ara-paritany | mamany, mifama, mivalan-drano | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Manaraka ny moron-drano avy any an-dohasaha [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | Uriner [1.3] | |
Voambolana | Fahasalamana ~ Haiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/27 |