Teny iditra | mitsipy sandry | ||
Singan-teny | mitsipy ; sandry | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Manakivilivily sandry rehefa mandeha, manipy sandry rehefa mandihy [1.1] | ||
Tovy hevitra | manipy sandry | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | mitsipy sandry, sandry mitsipy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |