Teny iditra mitsaha-jaza
Singan-teny mitsahatra ; zaza
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mijanona tsy miteraka intsony noho ny fahalehibeazan'ny taona [1.13]
 Enti-milaza vehivavy mijanona tsy miteraka intsony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ménopause [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra mitsaha-potoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04