Teny iditra | mitrifana (trifana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mirifadrifatra, mihavatravatra, mihoalahoala: Tsy mahay mipetraka tsara io zaza io fa mitrifantrifana lava izao [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | mitrifantrifana | ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mitrifana io | ||||||||
Teny iditra | mitrifàna (trifana) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrifana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Fivaditsoratra | mañifatry, mitrifana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |