Teny iditra | mitovy rano | |
Singan-teny | mitovy ; rano | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy misy avo sy iva toy ny fandrin-drano [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Very level [1.2] | |
Tovy hevitra | mitovy lenta ~ mitovy tantana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28 |