Teny iditra mitohana (tohana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Manohana [1.78]
 Misy tohana: Tokony hitohana ity andry ity fa mila hianjera [1.1]
Fanazavàna teny frantsay être étayé, appuyé; être empêché, comme par une foule; être aidé, assisté [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitohana
Ny lasa : nitohana
Ny hoavy : hitohana

Teny iditra mitohana (tohana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy mahalatsaka fivalanana: Raha mitohana elaela, tokony haka fanafody any amin' ny dokotera [1.1]
Fanazavàna teny frantsay être constipé [1.3]
 Constipation [1.54]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitohana
Ny lasa : nitohana
Ny hoavy : hitohana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31