Teny iditra | mitery (tery) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamotsitra, mamihina tohatr' omby mba hakana ronono: Lasa nitery omby i Rainikoto [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mitery io | ||||||||
Teny iditra | mitery | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Manery [1.78] | ||||||||
Fivaditsoratra | mietry, mitery |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |