Teny iditra mitemontemona (temontemona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mipetraka mininginingina amin' ny voditongotra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitemontemona
Ny lasa : nitemontemona
Ny hoavy : hitemontemona
Filaza mandidy : mitemontemòna

Teny iditra mitemontemòna (temontemona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitemontemona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20