Teny iditra mitelin-drora
Singan-teny mitelina ; rora
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitsiriritra ny hihinan-javatra amin' ny fahitana azy fotsiny, mankasitraka ambony ihany amim-pitsiriritana mafy ny zavatra tiana hohanina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To desire ardently [1.7]
Fanazavàna teny frantsay |Avaler la salive. En avoir l' eau à la bouche et en jouir d'avance. [2.415]
 Désirer vivement [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/03