Teny iditra mitatao vovonana
Singan-teny mitatao ; vovonana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny masoandro efa manandrify tsara ny vovonana ka misasaka tsara ny andro amin' io fotoana io (12 ora antoandro) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy When the sun is directly overhead at noon [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Lorsque le soleil est perpendiculaire sur le faîtage de la maison : à midi. [2.415]
 Quand le soleil est droit au-dessus de la tête; midi [1.8]
Ohatra 
1Dila ny mitataovovonana vao nirava ny fiangonana. [2.470]
2Tahaka ny mitondra fanala mirehitra amin' ny mitataovovonana izany. [1.436]
3Niato indray izahay roalahy hisakafo, fa efa hidify ny mitataovovonana. [2.5]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/03