Teny iditra |
mitangazona
(tangazona (tana, hazona))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitana, mihazona: Nitangazona ny akanjony ilay kirihitra [1.1]
|
Ohatra | Rahefa mitolona omby ny olona, avy aty an-kavian' ilay biby no miditra ary tonga dia mitangazona amin' ny vozony izay terena amin' ny heliky ny tena havia.
[2.472]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitangazona |
Ny lasa : |
nitangazona |
Ny hoavy : |
hitangazona |
Filaza mandidy : |
mitangazòna |
|
|
Teny iditra |
mitangazòna
(tangazona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitangazona
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|