Teny iditra mitaiza kely
Singan-teny mitaiza ; kely
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny vehivavy mitaiza zaza mbola minono [1.1]
Ohatra Mitaiza kely aiza ianao, hoy ilay olona, zaza efa handeha ve ho taiza -- fito volana I Solo tamin' izay -- ! [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13