Teny iditra miselontselona (selontselona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandalondalo, mivezivezy eo anoloan' olona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miselontselona
Ny lasa : niselontselona
Ny hoavy : hiselontselona
Filaza mandidy : miselontselòna

Teny iditra miselontselòna (selontselona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miselontselona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20