Teny iditra | misava ny zavona | |
Singan-teny | misava ; zavona | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Lasa na foana ny zavona; enti-milaza koa ny fahataperan' ny fotoam-pisaonan' ny maty vady [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Les brouillards se dissipent. Expression consacrée pour dire : quitter le deuil. [2.415] | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/03 |