Teny iditra misampina (sampina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manipy ny ila lamba eo ambony soroka: Misampin-damba ~ Misampin-kavia no tian-dRamatoa io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To wear the lamba with one end on a shoulder; to drape a cloth etc. over something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Porter le lamba avec un bout sur l'épaule; être en califourchon sur une chose; placer en califourchon [1.8]
Ohatra Malabary mitsoriadriaka maitso sy soga roa sosona araka ny maha tambanivohidahy azy no misampina eny an-tsoriny. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misampina
Ny lasa : nisampina
Ny hoavy : hisampina
Filaza mandidy : misampìna
Kamban-teny 

Teny iditra misampìna (sampina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misampina [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20