Teny iditra misambo-boa tsy latsaka
Singan-teny misambotra ; voa ; tsy ; latsaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Maimaika hahazo zavatra tsy mbola azo antoka na teny enti-milaza fanamelohana ny hafa, na dia tsy mbola voazavany aza izay tiany hambara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Prendre un fruit avant qu’il tombe; fig. s’empresser avant que rien soit conclu ; accuser quelqu’un ou se fâcher contre lui, avant qu’il se soit expliqué; se hâter d’obtenir quelque chose avant une conclusion définitive [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/06