Teny iditra misahala (sahala)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampitovy torosy, manome ny tsirairay izay tokony ho anjarany; manao elanelam-panahy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misahala
Ny lasa : nisahala
Ny hoavy : hisahala
Filaza mandidy : misahalà

Teny iditra misahala
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Miady hevitra [1.78]

Teny iditra misahalà (sahala)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misahala [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02