Teny iditra miroa lela
Singan-teny miroa ; lela
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra manana vokany na mety hisy asany roa mifanohitra: Antsy miroa lela ~ Sabatra miroa lela [1.1]
Ohatra toy izany ny mpanota miroa lela. [2.996]
Tovy hevitra roa lela

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17