Teny iditra mirijarija (rijarija)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Avo, tsara bika, maradondradona: Tovolahy mirijarija [1.1]
Ohatra Basivava tsy mahay mikabary Marovatana
be tany tsy misy vokatra Avaradrano
mirebareba tsy misalaka landy Ambodirano
mirijarija tsy mihaingo Vakinisisaony
be kibo tsy manavy Vonizongo
be ohabolana miroky Vakinankaratra
fa ny Voromahery ihany no lohany
[2.131]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05