Teny iditra | mireha > miraiha (raika) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miraika | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ mireha ] [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | |
Fivaditsoratra | mahairy, miharia, miraiha |
Teny iditra | mireha > mirehaka (rehaka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Midera tena: Nanao soa ahy izy, nefa nirehaka loatra ka nahasosotra ahy indray [1.1] | ||||||
Ohatra | Mirehaka izy, mamely tehamaina, manapoaka basy.
[2.472] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mirehaka io | ||||||
Teny iditra | mireha > mirehaka | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Miresaka, mamangy [1.78] | ||||||
Fivaditsoratra | mahairy, miharia, miraiha |