Teny iditra |
miredona
(redona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Maneno miaraka: Miredona ny konseritra Mihira na mikiakiaka mafy indray miaraka: Raha vao niditra ny mpampianatra, dia indray niredona niarahaba azy ny mpianatra [1.1]
|
Ohatra | Mitoka-toerana ny lehilahy sy ny vehivavy ary samy manandratra izay ho afany, na vavaka iaraha-manao izany na hira iaraha-miredona;
[2.470]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miredona |
Ny lasa : |
niredona |
Ny hoavy : |
hiredona |
Filaza mandidy : |
miredòna |
|
|
Teny iditra |
miredòna
(redona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miredona
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|