Teny iditra miraratra (raratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihaingo, miravaka, miramatra [1.1]
Ohatra toy ny ampakarina miraratra ny firavany sarobidy. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miraratra
Ny lasa : niraratra
Ny hoavy : hiraratra
Filaza mandidy : mirarata

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20