Teny iditra miperatra (peratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitondra peratra [1.1]
Ohatra ny iray miperatra volamena sy mitafy saro-bidy, ary ny iray kosa mahantra ratsy fitafiana, [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miperatra
Ny lasa : niperatra
Ny hoavy : hiperatra
Filaza mandidy : miperata

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20