Teny iditra mingenongenona (ngenongenona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mimenomenona, manao teny an' orona noho ny tsy fahafaliana, mingonongonona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mingenongenona
Ny lasa : ningenongenona
Ny hoavy : hingenongenona
Filaza mandidy : mingenongenòna

Teny iditra mingenongenòna (ngenongenona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mingenongenona [fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05