Teny iditra minehaneha (nehaneha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao fiteny na fihetsika feno rehareha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To dare, to be bold, to venture [1.2]
  [Provincial] To be a vagabond [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : minehaneha
Ny lasa : ninehaneha
Ny hoavy : hinehaneha
Filaza mandidy : minehanehà

Teny iditra minehanehà (nehaneha)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao minehaneha [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/25