Teny iditra | milendalenda (lendalenda) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Maniry mafy, mihoalahoala te hihinana na ta hahazo [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | milendalendà (lendalenda) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milendalenda | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |