Teny iditra mikorataba (korataba (kotaba (taba)))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza feo maromaro miaraka mihora-pifaliana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikorataba
Ny lasa : nikorataba
Ny hoavy : hikorataba
Filaza mandidy : mikoratabà

Teny iditra mikoratabà (korataba (kotaba (taba)))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikorataba [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20