Teny iditra mikopakopaka (kopakopaka (kopaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To flounce in the wind; to fan, to ventilate; to depart in a body in anger [1.2]
Ohatra Mikopakopaka noho ny fifaliana ny elatry ny ostritsa [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikopakopaka
Ny lasa : nikopakopaka
Ny hoavy : hikopakopaka
Filaza mandidy : mikopakopaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20