Teny iditra | mikobaba (kobaba) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miteny na manao zavatra maika sady mitabataba; mihavatravatra: Tonga ilay mpitaky trosa ka nikobaba eran' ny trano Rasoa [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | mikobabà (kobaba) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikobaba | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Fivaditsoratra | mibaboka, mibobaka, mikobaba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |